Ny efamira dia marolafy misy lafy efatra mitovy ary zoro mahitsy efatra (90°).
Raha t no iantsoana ny halavan' ny lafy iray, ny refin'ny manodidina P: P = 4t.
Ny velarana A dia ny halavan' ny lafy iray toradroa: A = t2